Contenu
:
article 1: roa andro ihany
article 2:
Vady efatra
article 3:
Bitsiky ny Reny
article 4:
Rafatro le misérieux
|
Bienvenue
,Tongasoa,
Tonga eto amin'ny
fifandraisan'ny TADY isika ry taranaka sy faramamandimby
ny Soama.Miala tsiny raha izao indray ihanareo vao mahita
ny Site milaza ny vaovao.Tsy sanatria nanadino,fa
nihodikodina teo ihany,namatotra ny TADY.
Be dia be ny vaovao tokony navoaka fa
ny fotoana no tsy ampy,koa dia mbola mamerina ny
fialan-tsiny ry mpitsidika hajaina.
|